|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ambo
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.78] [Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Tanala] Avo
4  [1.78] [Betsimisaraka] avo, lava tsanganana
5  [1.78] [Sihanaka] avo, tehoambo, mandringa
6  [1.1] Avo: Trano ambo
Explications en anglais  7  [1.2] high, lofty, long, overhead.
Explications en français  8  [1.3#28] Haut, élevé au-dessus de terre
9  [1.19] [Tankarana] haut.
Exemples  10  Tanety ambo (vohitra manerinerina) koa - vohitra fotsiny iray manontolo - ireo Vato ireo: dia tanety izay namonoan' ny Masa tena. [2.245#]
11  Fantatray fa vahiny sy mpivahiny eto ambo, ny tany izahay, ka raiso ny fanahipay ho eo anatrehanao, ary aza tsarovana ny helokay, Andriamanitra ô [2.649#]
Dérivés 
12  Noms :
Synonymes  13  abo, avo
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes  29  Proverbes contenant le mot ambo

Entrée (2/2)30  ambo
Partie du discours  31  nom
Explications en malgache  32  [1.1] Karazan' aretina sahala amin' ny androbe
Explications en anglais  33  [1.2] the name of a disease coming suddenly, somewhat resembling epilepsy.
Explications en français  34  [1.3#28] Nom d’une maladie subite semblable à l’épilepsie
Vocabulaire  35  Santé

Anagrammes  36 

Mis à jour le 2025/01/21