|
|
|
|

Entrée1  ambiroa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazana fanahy ambanimbany araka ny finoan' ny Ntaolo, toy ny avelo, saingy maharitra aorian' ny fahafatesana kosa; voalaza fa a) na dia mbola velona aza ny vatana dia mety hialan' ny ambiroa vetivety, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana hoe: lasa ambiroa, mampody' ambiroa; b) na ny biby aza dia voalaza fa misy ambiroa; d) rehefa maty ny olona dia manan-toerana alehany ny ambiroa, dia anỳ Ambondrombe izany
Explications en anglais  4  [1.2] the ghost of the dead, the spirit of the living. [ar arruh.] See ombiroa.
5  [1.7] the "second soul"; a ghost
Explications en français  6  [1.8] la "seconde âme"; fantôme
Vocabulaire  7  Religions, Croyances
Mots composés 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot ambiroa

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21