Entrée | 1 ambinina |
Radical | 2 ambina |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manan-jara, manam-bintana, vintanina: Ambinina amin' ny harena izy fa ratsy vintana amin' ny fitiaoana |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be prospered in getting what one is seeking; to be prosperous; to be lucky, fortunate. |
Exemples |
6 mikely aina ihany fa tsy ambinina, dia hampisamborina fa havan' ory; [2.346#34] 7 Ny lehilahy kosa dia tsy ambinina loatra amin' ny fitadiavana, nefa kosa tsy ory akory. [1.381#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot ambinina |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |