Entrée (1/2) | 1 ambany atsinanana |
Mots élémentaires | 2 ambany, atsinanana |
Partie du discours | 3 locution |
Exemples |
4 [2.59#336] Misy narenina, ny tany ato ambany atsinanana, tamin-dRazafindandy. 5 [2.895#64] Hitan' ialahy ve ilay tranobongo manirery atsy ambany atsinanana aty, hoy ity jiolahy. |
Analogues | 6 ambanyavaratra, ambanyatsimo, ambanyandrefana |
Entrée (2/2) | 7 Ambany Atsinanana |
Partie du discours | 8 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Exemples |
9 [5.http://lemamy.over-blog.com/article-fasana-eo-ankavanana-mialoha-ny-ambavahady-124417307.html] Io Fasana Ambany Atsinanana io no misy ny taranaky Rainizaika sy ny Ramangahasina |
Anagrammes | 10 Ambany Atsinanana, ambany atsinanana |
Mis à jour le 2025/02/08 |
![]() |