|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ambany atsimo
Partie du discours  2  locution
Exemples  3  avy any ambany atsimo: "Vonjeo e! [2.445#83]
4  Nokatrohan' izy telo lahy ny tanimbary ao ambany atsimo ka vita vetivety foana [1.1]
5  Nony teo ambany atsimon' ny tanànan' Anahimalemy dia nialana ny fiarakodia rehetra. [2.356#87]
6  Omby iray no anay taty an-tanàna fa ny sisa dia nozarain-dry zareo tao ambany atsimo. [2.643#24]
7  Nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo [2.324]
8  [Ikopa] ... renirano lehibe eto Imerina, miandoha ao avaratra-atsinanan' i Manjakandriana, dia mandalo eo ambany atsimon' Antananarivo [1.10]
Mots élémentaires  9  ambany, atsimo

Entrée (2/2)10  Ambany Atsimo
Partie du discours  11  nom propre (toponyme)
Exemples  12  Zazalahy mbola vao folo taona monja no nampikaikaika ireo mponina tao amin'ny fokontany ambany atsimo [4.14]
Tableaux et planches  13  Liste complète

Anagrammes  14  Ambany Atsimo, ambany atsimo, Ambany Atsimo, ambany atsimo

Mis à jour le 2023/01/01