Entrée (1/2) | 1 ambany andrefana |
Mots élémentaires | 2 ambany, andrefana |
Partie du discours | 3 locution |
Exemples |
4 [2.649#74] Jeffreys natao lohatrano tao ambany andrefana 5 [2.246] Ato ambany andrefana no misy mamba masiaka lehibe. Ivoaimena no anarany, ka laniny avokoa izay zavatra mandalo ao na olona na omby 6 [MaTV] Mimenomenona amin'ny fahatapahan'ny rano eny amin'ny "borne fontaine" ny mponina etsy ambany andrefana eny Ivandry |
Analogues | 7 ambanyavaratra, ambanyatsimo, ambanyatsinanana |
Entrée (2/2) | 8 Ambany Andrefana |
Partie du discours | 9 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Exemples |
10 [4.12] Depuis le 18 mai, le « Parc et Jardin Analamahitsy » dans le quartier d’Analamahitsy Ambany Andrefana dans le Ve Arrondissement de la commune urbaine d’Antananarivo, est devenu un lieu de rendez-vous hebdomadaire pour les accrocs de combat de coqs |
Anagrammes | 11 ambany andrefana, Ambany Andrefana |
Mis à jour le 2025/02/08 |
![]() |