Entrée | 1 ambana |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 Fihetsehana mody mamely na manao zavatra, nefa tsy mahakasika na tsy manao akory, fodiana mamely amin' ny fihetsehana fotsiny: Ambana tehina fotsiny dia nampandositra ilay alika 9 Tahotra sy tebiteby ateraky ny loza mananontanona na ny tsy fahalalana ny vokatry ny zavatra iray natao: Ny ambany no tsy tanty fa rehefa mby an-koditra zaka ihany [1.1] |
Explications en anglais |
10 menacing gestures with the hand or arm. [1.2] |
Explications en français |
11 Menace en gestes ; ce qu’on appréhende: Ny ambany no tsy zaka, fa raha mby an-koditra mora foana (Le malheur qu’on appréhende parait intolérable, mais on le supporte facilement quand il est arrivé) [1.3#26] |
Exemples |
12 Ny ambana ihany no mafy. [2.4#50] |
Anagrammes | 13 ambana, manaba |
Mis à jour le 2021/04/10 |