|
|
|
|

Entrée1  ambanambana (ambana)
Partie du discours  2  verbe relatif
Explications en français  3  [duplicatif diminutif] [1.3#26]
Exemples  4  Rehefa vita ny ambanambana dia mitsangana ny lohampoko mitana ny tehiny. [2.606#167]
5  Izany ary no izy tompoko fa naposako ny hevitro Tsy asiako ambanambana fa avy hatrany dia tineviko Ka ny fantatro ho mendrika tokoa no nomeko Dia ny itokiako ahavita, io no notendreko. [2.928#]

Anagrammes  6  ambanambana, mambanabana

Mis à jour le 2023/01/20