|
|
|
|

Entrée1  ambainy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] ambay
4  [1.78] [Bezanozano] sakany, ampohiny
5  [1.13] ampohin'ny mahitsizoro
6  [1.62] ampohy: Be ambainy tokoa izany lamba izany raha mahatratra roa metatra
Explications en français  7  [1.3] lé d'un habit, d'un rideau, etc.: Misy ambainy telo io zipo io (Cette robe a trois lés)
8  [1.13] largeur
Exemples  9  Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy. [2.472]
Synonymes  10  ambay, sakany

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21