Entrée | 1 amandreny |
Radical | 2 amana, reny |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 ray aman-dreny [3.1] |
Exemples |
5 Mahatoky ny ray aman-dreniny. [2.356#10] 6 Dia nisaotra ny ray amandren'ny Mpanjaka. [2.59#141] 7 Ary inona moa no manakana anareo tsy hamangy ny ray aman-dreninareo? [2.528#52] 8 Koa tsy misorona amy nareo izahay hoy izy, fa ray amandreny hianareo, ka mila fanampiana izahay. [2.59] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 amandreny, indramena, mendarañy |
Mis à jour le 2020/07/31 |