|
|
|
|

Entrée1  amalomalandy
Mots élémentaires  2  amalona, malandy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Karazan' amalona fotsy na mavomavo ny kibony ka izany no nahatonga ny anarany hoe amalomalandy; nefa noho izy mandray ny volon' ny toerana misy azy, dia mety haka ny volom-potaka koa izy, ka io no nahazoany ilay anarana faharoa
(Halavany: 80 sm eo ho eo; habeny: ohatra ny sandry)
Vocabulaire  5  Zoologie: poissons

Mis à jour le 2023/06/06