|
|
|
|

Entrée1  alin-tsara
Radical  2  alina, tsara
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Alina farany amin' ny fankalazana ny hasoavana, izay lanina amin' ny hira sy dihy; miari-tory daholo ny olona rehetra ary fadina ny firaisana ara-nofo [Tambahoaka] [1.1]

Anagrammes  5  alin-tsara, nalasitra, nasilatra, salanitra

Mis à jour le 2020/07/31