Entrée | 1 alentika |
Radical | 2 lentika |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Asitrika ao anaty rano: Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo Ampidirina (ao andoha) ho raikitra tsara: Alenteho ao an-dohanao izany |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be sunk, to be submerged |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on submerge, qu'on enfonce, qu'on plonge dans |
Exemples |
7 Asa tany amin' ny angady ka tsy alentika lalina ny angady [2.285#] 8 Raha voly ririnina izy, atao fohy tapaka, dia alentika ho difotra anaty tany [2.643#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |