Entrée | 1 alavo |
Radical | 2 lavo |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Azera amin' ny tany, apotraka [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be thrown down [1.2] 6 to be thrown down, to be felled [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on fait tomber (à partir d'une position debout) [1.8] |
Exemples |
8 alavo asiana marika, nefa tsy ilana mahazaka. [1.437#] 9 alavo ny omby, dia manomana sakafo ny vehivavy rehetra. [2.245#] 10 ary raha afaka ireo, dia alaina ny omby kasira, ka alavo velona, dia tatahana ny ravin-tsofiny ankavanana, dia entina ny ody handíka ny omby; [2.857#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 15 alavo, alova, valao, voala, voalà |
Mis à jour le 2023/01/20 |