|
|
|
|

Entrée1  ala olana
Mots élémentaires  2  ala, olana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] famahana tady mifadiditra
fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana
Explications en anglais  5  [1.2]
Exemples  6  Ramasy no nahita ny alaolana. [2.472#]
7  Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika. [4.27#]
Synonymes  8  ala rohana

Mis à jour le 2024/12/10