Entrée | 1 alanana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 fasika [Taimoro, Betsimisaraka]
[1.78] 4 voan-javatra anaovana sikidy [Betsimisaraka] [1.78] 5 Anarana karazan-tsikidy misy andalana efatra, izay mitondra laharana efatra tsirairay avy indray 6 Fasika fanaovana karazan-tsikidy iray izay atao indrindra hoe sikidy alanana [1.1] 7 ilazana ny fasika na jia mando [1.13] |
Explications en anglais |
8 a word applied to the sand or fine gravel used in working the sikidy. [1.2] |
Explications en français |
9 Nom de Sikidy arrangé sur quatre lignes et quatre rangs; nom des graines employées pour tirer le Sikidy [1.3] 10 sable. (fàsina, jìa). § fàsika. [Tankarana] [1.19] 11 sables humides [1.13] |
Mots composés |
|
Citations | 14 Textes citant alanana |
Anagrammes | 15 alanana, analana, ananala |
Mis à jour le 2022/01/19 |