|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ala kaforo
Mots élémentaires  2  ala, kaforo
Partie du discours  3  locution
Explications en anglais  4  A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year. [1.2]
Explications en français  5  nom d'un destin [1.3]
Exemples  6  Ny teraka alatsinainy ny adimizana dia alakaforo mpiady amin-drafozana. [1.381#]
7  Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy. [2.69]
Vocabulaire  8  Religions, Croyances

Entrée (2/2)9  alakaforo
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena. [1.1]
Explications en français  12  opiniâtreté, persistence [1.3]
Vocabulaire  13  Emotions

Anagrammes  14  alakaforo, ala kaforo

Mis à jour le 2023/06/12