Entrée | 1 akotry |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Voam-bary tsy voatoto; ny vary tsy afa-kodiny: Be akotry izany vary izany [1.1] |
Explications en anglais |
4 rice in the husk, paddy rice. [1.2] 5 paddy or unhulled rice [1.7] |
Explications en français |
6 riz en cosse, paddy [1.8] 7 Grain de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), encore enveloppé de ses glumes ; "paddy". Voir vary [1.196] |
Exemples |
8 Nitondra vary akotry avy any aminy avy ny olona. [2.472] |
Vocabulaire |
9 Botanique |
Mots composés |
|
Nom scientifique |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot akotry |
Anagrammes | 17 akitro, akotri, akotry, aotrik, ikotra, itroka, karoty, kitrao, kotrai, kotria, okitra, otrika, rotika, tariko, tiorka, trioka |
Mis à jour le 2023/10/24 |