Entrée | 1 akopakopaka |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] |
Exemples |
4 [2.131] Hoy Antananarivo izahay mbola zaza hoy Alasora izahay mbola kely ny anaran'ity lambako ity lamba-malemy-tsy-akopakopaka. 5 [2.499] Zavona kely mihevaheva no toa voaly manify akopakopaky ny rivotra eny ambonin' ny lemaka. 6 [2.996] Ka hakopakopany hiala ny ratsy fanahy? |
Radical | 7 kopakopaka |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 akapokapoka, akopakopaka |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |