Entrée | 1 ahorona |
Radical | 2 horona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ahodina hivoromborona: Ahorony ny tsihy Ampirimina, angonina: Rehefa hariva ny andro, ahoron' ny olona ny vary, omby aman' ondry Alaina indray miaraka, faohina: Nipoaka ny ady, nahorona natao miaramila daholo ny tovolahy ~ Nahoron' ny mpangalatra daholo ny entana tao an-trano Baboina: Nahoron' ny fanjakana ny fananan' ilay mpamadika |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be rolled up |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on roule, qu'on enroule, ramasse; qu'on confisque |
Exemples |
7 Ny salakako raha ahorona, hoatra ny totohondry; [2.69#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot ahorona |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |