Entrée | 1 ahorirana |
Radical | 2 horirana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Asaina mijoro, na mandry amin' ny ilany: Maharary azy, hono ny lamosiny ka ahorirano ny fampandry azy [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be set on edge [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on pose obliquement, incliné; qu'on met sur le côté [1.8] |
Exemples |
7 Aforitra sahala ny manao totohondry ny rantsan-tanana havia na havanana, somary ahorirana kely ary pepehana amin' ny fela-tanana ilany. [1.519#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 ahorirana, hararoany, hararoina, haroranay, horaranay, irorahana |
Mis à jour le 2023/01/19 |