|
|
|
|

Entrée1  ahintsana
Radical  2  hintsana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Araraka na alatsaka amin' ny alalan' ny fanozongozonana: Nahintsan' ny rivotra ny voninkazo
Alana amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Ahintsano ny vovoka amin' ny tongotrao vao miditra ny trano ianao
Sivanina: Ahintsana ny fasika
(famarana) hozongozonina mba hahalany bebe kokoa: Ahintsano tsara ny sobika mba hahalany vary bebe kokoa
Explications en anglais  5  [1.7] to be shaken off as fruit from a tree; to fall off as leaves; to fall out as hair
Explications en français  6  [1.8] qu'on fait tomber en secouant; tomber comme des feuilles mortes; tomber comme des cheveux
Exemples  7  ahintsana ny voan-katsaka rahefa avy eo, ahahy ho maina. [2.472#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot ahintsana

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21