Entrée | 1 ahifika |
Radical | 2 hifika |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Esorina, ariana lavitra: Taitra izy nahita ilay sahona nipetaka teo amin' ny sandriny ka nahifiny terỳ 5 Lavina, toherina, atosika: Nahifiko ny tanany nisambotra ahy [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be shaken, to be shaken off [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on rejette d'une manière brusque, qu'on repousse [1.8] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 ahifika, fihaika, fihiaka, fikaiha, hifaika, hifiaka |
Mis à jour le 2023/01/05 |