Entrée | 1 ahidratsy |
Mots élémentaires | 2 ahitra, ratsy |
Partie du discours | 3 nom |
Vocabulaire |
4 Botanique: herbe |
Explications en malgache |
5 ahitra miara-maniry amin' ny vary ka mahatonga ny vary havana [1.1] |
Explications en anglais |
6 Grass which grows among the rice, and which is used as a faditra [1.2] |
Explications en français |
7 espèce d'ivraie [1.3] 8 (de ahitra = herbe et ratsy = mauvais). 9 Nom générique des "mauvaises herbes", adventices des cultures, et surtout de celles qui envahissent les rizières et gênent la croissance du riz. 10 Herbe indéterminée employé dans les cérémonies d'exorcisme (on dit de même hena-ratsy pour designer la viande distribué aux funérailles, même s'il est d'excellente qualité). [1.196] |
Exemples |
11 Anjarany ny manavaka, amin' ny fotoana heveriny fa mety, ny voam-bary amin' ny voan' ahidratsy. [1.369#] 12 Harena tsy mahavonjy poritra ireny, kanefa rahefa tsy manankatao ny tena sady tsy manam-bola hanaramana dia aleo esorina ihany ny ahidratsy. [2.5] |
Article |
13 Randzavola: ahi-dratsy ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2024/08/13 |