|
|
|
|

Entrée1  ahatsapana
Radical  2  tsapa
Partie du discours  3  verbe relatif
Exemples  4  ka ahatsapan' i Lidy ny tenany ho latsa-danja loatra. [2.470]
5  Nanomboka teo koa no nahatsapako ny fahamarinan' izao toe-javatra izao [2.471]
6  Fa ny nataon' ny lehiben' ny kantao sy ny tohin' izany nony avy eo, no ahatsapana kokoa ny tena marina, satria nahakasika ny vahoaka izany. [2.472]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Anagrammes  10  ahatsapana, anatsapaha

Mis à jour le 2020/07/31