Entrée | 1 ahataka |
Radical | 2 hataka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao mifanalavitra tsy ampifanakekezina: Tokony hahataka kely ny tongotr' itỳ latabatra itỳ Sarahina, atokana: Nahoana no nahatakareo atỳ izahay? |
Explications en anglais |
5 [1.2] used of the things that are to be made separate. 6 [1.7] to be separated from something |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on sépare, qu'on éloigne, qu'on écarte |
Exemples |
8 fa veraveraina hoatra ny vakitrasana, ary ahataka hoatra ny adin' i ondralahy. [1.437#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |