|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ahasina
Radical  2  hasina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Omena hasina, ankatoavina ho masina: Nahasin' ny ambanilanitra tamin' ny volatsivaky ny mpanjaka fahiny rehefa tonga ny Fandroana
Explications en anglais  5  [1.2] used of that which is offered as hasina.
Explications en français  6  [1.3#223] Avec quoi on attache une grâce, on bénit.
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Entrée (2/2)11  ahasina
Radical  12  hasina
Partie du discours  13  verbe passif
Explications en malgache  14  [1.1] Aolana
Akivilivily, rotsirotsina: Ahasino io zozoro fa voky loatra
Explications en français  15  [1.3#223] à tordre, à bercer
Exemples  16  ny rofia ahasina ka tenomina tsy mba asian-tsorany toy ny jiafotsy, ka mavomavo tahaka ny sarika koa. [1.437#]
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
20  Impératif :

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21