|
|
|
|

Entrée (1/2)1  aharo
Radical  2  haro
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  afangaro, ampifangaroina [Taisaka] [1.78]
5  Afangaro, atao mikambana: Naharony tamin' ny gisanay ny gisany ka nanahirana ny nanavaka azy [1.1]
Explications en anglais  6  to be mixed. Used in speaking of that which is added. [1.2]
Exemples  7  Ny boka dia aza aharo toerana amy ny vohitra, fa avoahy. [1.431#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Entrée (2/2)12  aharo
Radical  13  hatra
Partie du discours  14  impératif du verbe passif ahatra [Liste complète]
Exemples  15  aharo ireo ampisotroina azy ny olona mivalana ra; [2.48]

Anagrammes  16  aharo, araho, haora, harao, haroa

Mis à jour le 2023/08/16