Entrée | 1 ahahaka |
Radical | 2 hahaka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Aparitaka: Aza ahahaka ny vary Aely atao fantatry ny olona hatraiza hatraiza: Tsy rabota tokony hahahakaizany vaovao izany Lanina, robarobaina: Nahahany ny harenany ka tonga nahantra fadiranovana izy Alana baraka, haratsina: Nahoana no ahahakao ny fianakavianay? |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be scattered fig. to be vilified, to be reproached. 6 [1.7] to be scattered |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on répand, qu'on éparpille |
Exemples |
8 Ny azy ireny dia lalainy Fa toy ny lova tsy ahahaka; [2.436#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot ahahaka |
Mis à jour le 2023/10/18 |