Entrée (1/2) | 1 afobe |
Mots élémentaires | 2 afo, be |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en anglais |
4 [1.2] A children's game, but not with fire. |
Vocabulaire |
5 Jeu |
Entrée (2/2) | 6 afobe |
Mots élémentaires | 7 afo, be |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 [1.1] (Fia. krist.) Toerana tsy ahitan' ny ratsy fanahy an' Andriamanitra mandrakizay amin' ny fiainana any ankoatra itỳ fiainana itỳ ary heverina fa ijaliany amin' ny afo be tsy mety maty toerana ijaliana sy iferetana aina izaitsizy: Afobe ny fanambadiana tsy misy fitiavana |
Explications en français |
10 [1.3] enfer |
Exemples |
11 Toa afobe sahady izao fiainantsika izao, ry Neny ô. [2.470] 12 Aty aoriana vao ho fantatray fa maty tao amin' ny kalesimbin' afoben' i Moramanga i Dadafara. [2.472] 13 Ary hianao, ry Kafarnaoma izay misondrotra hanakatra ny lanitra dia haetry hatrany amin'ny afobe hianao. [2.996] |
Vocabulaire |
14 Religions, Croyances |
Morphologie |
|
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |