Entrée | 1 afindra |
Radical | 2 findra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Ovana toerana: Nafindranareo any ambony rihana angaha ilay latabatra teto? [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be moved, to be transplanted [1.2, 1.7] 6 to be transcribed. [1.2] |
Explications en français |
7 qu'on déplace, qu'on change de place, qu'on transplante [1.8] |
Exemples |
8 Andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra. [2.117] 9 Antsika telo mianaka ihany anefa ny resaka, fa tsy azonao afindra na amin'iza na amin'iza, hoy Raketamalala. [2.639] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot afindra |
Anagrammes | 16 afindra, fiandra |
Mis à jour le 2023/01/19 |