|
|
|
|

Entrée1  afiafy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon) [1.1]
4  hazo maniry eny amoron-dranomasina [Sakalava] [1.1]
Explications en anglais  5  a tree [Sakalava] [1.2]
Explications en français  6  (du malais api-api).
7  Avicennia marina (Forsk.) Vierh. (Acanthaceae). Arbre poussant dans l'eau de mer. Réputé médicinal. [Betsimisaraka] [1.196]
8  Celtis gomphophylla Baker (Cannabaceae) [Sakalava] [Tanosy]
Vocabulaire  9  Botanique: arbre
Synonymes  10  mantsimpofona#mg.n
Nom scientifique 
Citations  12  Textes citant afiafy

Anagrammes  13  afiafy, faifay

Mis à jour le 2023/02/21