Entrée | 1 afiafy |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Botanique: arbre |
Explications en malgache |
4 Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon) [1.1] 5 Hazo maniry eny amoron-dranomasina [1.1] |
Explications en anglais |
6 A tree [1.2] |
Explications en français |
7 (du malais api-api). [1.196] 8 Avicennia marina (Forsk.) Vierh. (Acanthaceae). Arbre poussant dans l'eau de mer. Réputé médicinal. [1.196] 9 Celtis gomphophylla Baker (Cannabaceae) [1.196] |
Synonymes | 10 mantsimpofona#mg.n |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 12 afiafy, faifay |
Mis à jour le 2023/02/21 |