|
|
|
|

Entrée1  afiafy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon)
4  [1.1] [Sakalava] hazo maniry eny amoron-dranomasina
Explications en anglais  5  [1.2] [Sakalava] a tree
Explications en français  6  [1.196] (du malais api-api).
Avicennia marina (Forsk.) Vierh. (Acanthaceae). Arbre poussant dans l'eau de mer. Réputé médicinal. [Betsimisaraka]
7  [Tanosy] Celtis gomphophylla Baker (Cannabaceae) [Sakalava]
Vocabulaire  8  Botanique: arbre
Synonymes  9  mantsimpofona
Nom scientifique 
Citations  11  Textes citant afiafy

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21