Entrée | 1 afatotra |
Radical | 2 fatotra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Entina mamatotra; afehy: Itỳ tady itỳ afatotra io alika io Fehezina, asiana fatotra (izany hoe mitovy amin' ny fatorana ihany): Afatory ny alikanareo fa manaikitra |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] to be bound 6 [1.2] to be fettered |
Explications en français |
7 [1.3, 1.8] qu'on lie 8 [1.3] qu'on attache, ce qui sert à attacher 9 [1.8] qu'on noue |
Exemples |
10 Tsy afatotra ahoana ialahy no tsy hafatotra. [2.587#] 11 Ny zanak' omby afatotra eo andrefan' ny fisoko - eo andrefan' io no fitotoam-bary. [1.437#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot afatotra |
Mis à jour le 2023/01/19 |