Entrée | 1 aely |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Aparitaka, ahahaka: Naelin' ny akoho ny fako Aparitaka atao fantatry ny olona rehetra: Naelin-dRakoto sahady ilay vaovao momba ny fanadinana |
Explications en anglais |
4 [1.7] to be scattered, to be disseminated |
Explications en français |
5 [1.8] qu'on disperse, qu'on dissémine, parsème, éparpille /m:txt> |
Exemples |
6 [2.508#] Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao |
Radical | 7 ely |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 aely, elai, elay |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |