|
|
|
|

Entrée1  ady an-trano
Mots élémentaires  2  ady, trano
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  fifamelezan' ny samy iray firenena na iray fianakaviana [1.1]
5  ady mitam-piadiana ao amin'ny firenena iray ka mampifanandrina antokon'olona roa na maromaro [1.13]
Explications en anglais  6  [trano, a house.] Civil war; legal disputes between members of the same tribe or household. Pronounced ady an-drano. [1.2]
Explications en français  7  guerre civile [1.13]
Exemples  8  be ny ady an-trano taloha (les guerres civiles étaient fréquentes autrefois) [1.3]

Anagrammes  9  ady an-trano, andraotany, andritanao, androatany, atandrinao, itandroana, tandrainao

Mis à jour le 2023/01/16