|
|
|
|

Entrée1  adim-pamantaranandro
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny
Explications en français  4  [1.3] Heure
Vocabulaire  5  Temps
Mots élémentaires  6  ady, famantaranandro
Synonymes  7  adiny

Mis à jour le 2024/12/10