| Entrée | 1 adim-pamantaranandro |
| Mots élémentaires | 2 ady, 3 famantaranandro |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny
[1.1] |
| Explications en français |
6 Heure
[1.3] |
| Vocabulaire | 7 Temps |
| Synonymes | 8 adiny |
| Mis à jour le 2026/09/29 |
|