Entrée | 1 adaboka |
Radical | 2 daboka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Azera, apotraka amin' ny tany: Nadaboky ny rivo-doza ilay hazo teo andrefan-tranonay [1.1] |
Explications en anglais |
5 used of that which is thrown down violently [1.2] |
Explications en français |
6 Qu'on jette en bas, qu'on rosse [1.3] |
Exemples |
7 Tsy maintsy adaboka aloha ny hazo vao azo refesina. [2.436#] 8 adaboka ny ombilahy hotsapain-doha ary manambana ny ombilahy ny fianakavian' ny Andratsoka. [2.606#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 adaboka, boadaka |
Mis à jour le 2023/01/19 |