|
|
|
|

Entrée (1/4)1  tokony
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Teny enti-milaza fa tsara, mety, ny hanaovana zavatra iray, na hahatongavan' ny zavatra iray (eo aorian' ny "tokony", dia tsy maintsy atao milaza ny ho avy ny matoanteny): Tokony hiala tsiny ianao fa namingavinga ny mpampianatra anao. / Tokony hovana ity lambam-baravarankely ity fa efa mandalambitsika. / Moa ve ho avy izy anio? Tokony [1.1]
Explications en français  4  juste, convenable [1.3]

Entrée (2/4)5  tokony
Partie du discours  6  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  7  Ankeviny, eo ho eo: Tokony ho tamin' ny folo izy no tonga [1.1]
Explications en français  8  environ, à peu près, probablement [1.3]

Entrée (3/4)9  tokony
Radical  10  toko
Partie du discours  11  nom toko et pronom

Entrée (4/4)12  tokony
Radical  13  tokona
Partie du discours  14  nom tokona et pronom

Anagrammes  15  nitoko, notoki, tokony, toniko

Mis à jour le 2020/07/31