Entrée (1/9) | 1 ta |
Partie du discours | 2 particule [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho: Ta hatory, Te hisotro, Te hody |
Explications en anglais |
4 [1.2] a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses : ta-hanào: to want to do 5 [1.7] prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : ta-hanào: to want to do something |
Explications en français |
6 [1.8] préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: ta-hanao: vouloir ou aimer faire; |
Analogues | 7 te, ti |
Mots composés |
|
Entrée (2/9) | 10 ta |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 [1.78] [Tanosy]
tanalahy |
Explications en anglais |
13 [1.2] a provincial word for a chameleon. See tana |
Vocabulaire |
14 Zoologie: reptiles, amphibiens |
Entrée (3/9) | 15 ta |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 [1.1] Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns |
Explications en anglais |
18 [1.2] the sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle. |
Vocabulaire |
19 Son |
Entrée (4/9) | 20 ta |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en malgache |
22 [1.78] [Taisaka]
fitazonana |
Entrée (5/9) | 23 ta |
Partie du discours | 24 nom |
Explications en anglais |
25 [1.2] [Provincial]
a lamp. [Swa. taa.] |
Entrée (6/9) | 26 ta~ |
Partie du discours | 27 préfixe [Liste complète] |
Explications en malgache |
28 [1.1] Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka |
Explications en anglais |
29 [1.2] a prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny |
Mots composés |
|
Entrée (7/9) | 31 ta |
Partie du discours | 32 adjectif |
Explications en français |
33 [1.66] an' ialahy, an' ise |
Entrée (8/9) | 34 TA |
Partie du discours | 35 nom (acronyme) [Liste complète] |
Explications en français |
36 [3.1] Tananarive Antsirabe |
Texte |
37
|
Entrée (9/9) | 38 Ta |
Partie du discours | 39 nom (symbole) |
Explications en malgache |
40 [3.1] Singa mivaingana, faha-73 amin'ny fisokajiana miherina. |
Explications en anglais |
41 [3.1] tantalum |
Explications en français |
42 [3.1] tantale |
Vocabulaire |
43 Chimie |
Tableaux et planches |
44 Table périodique |
Mis à jour le 2024/12/12 |