|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mandrevo
Radical  2 revo
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo
8 Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý
9 Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao
10 Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny [1.1]
Explications en anglais  11 to bog down; to be deep and yielding, as mud [1.7]
Explications en français  12 s'enfoncer comme dans la boue [1.8]
Exemples  13  Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany. [2.472#170]
Combinaisons  14  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mandrevo

Entrée (2/2) 15  Mandrevo
Mots élémentaires  16 man~, 17 revo
Partie du discours  18  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  19  Géographie: agglomérations

Anagrammes  mandrevo, Mandrevo

Mis à jour le 2026/08/13