|
|
|
|

Entrée1  Merina
Partie du discours  2  nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache  3  Foko lehibe monina afovoan' ny Nosy, izany hoe amin' ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin' ny Vonizongo, avaratra, ny tendrombohitr' Ankaratra, atsimo, ny reniranon' i Sakay, andrefana, ny tandavan-tendrombohitr' Angavo, atsinanana
4  Tanan-dehibe: Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Soavinandriana, Ambatolampy, Arivonimamo, Manjakandriana. Samy manana ny anarana iantsoany ny Merina ny foko samihafa any anindrana: Amboalambo, hoy ny Sakalava; Ambaniandro na Merinalavasofina, hoy ny Betsileo; Antaimerina, hoy ny foko sasantsasany, ary Hova, hoy ny Betsimisaraka [1.1]
Explications en français  5  nom d'une population du centre de Madagascar (ville principale: Antananarivo) [1.5]
Vocabulaire  6  Histoire: clans, tribus
Analogues  7  ambaniandro, Ambaniandro, hova, Hova, tanKOva, Tankova
Mots composés 
Toponymes 
Titres  11  Essai de Dictionnaire Betsileo-Merina-Français (Dubois Henri)
12  Les Hain-Teny Merinas : Poésies populaires malgaches (Paulhan Jean)
13  Vocabulaire Sakalava-Merina-Français (Dandouau André)
14  Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka : Rakitry ny Zaikabe merina, 1997-1999 (Ratefy)
Tableaux et planches  15  Mots du dialecte

Anagrammes  16  arenim, marine, menari, Merina, mirena, neraim, nieram

Mis à jour le 2023/10/19