|
|
|
|

Entrée1  Alasora
Mots élémentaires  2  ala, sora
Partie du discours  3  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.10] Alantsora, ala be sora, no toa hevitry ny anarany (sora: biby toy ny sokina, saingy madinika, misoratra vony mitsoriadriaka). Ery amin-ny Asorotanin' i Antananarivo, atsinanana somary atsimo keliny, i Alasora, tazana tsara mierinerina, manamanana endrika izaitsizy, mavamavana erỳ an-dafin-ny ony Ikopa. Tanàna tena mana-tantara eto amin-ny Nosy i Alasora, tranainy be, efa tao hatramin-ny 400 taona mahery, nalaza talohan-Ambohimanga sy Antananarivo...
Explications en français  5  [1.11] petit village à 6 km au sud-est de Tananarive, qui fut, d'après la tradition, un des berceaux de la dynastie merina, puisque c'est là que régna, vers 1540, le troisième roi historiquement connu, Andriamanelo ainsi que son fils Ralambo...
Exemples  6  Hoy Antananarivo izahay mbola zaza
hoy alasora izahay mbola kely
ny anaran'ity lambako ity
lamba-malemy-tsy-akopakopaka
[2.131]
7  Ary Rafohy niteraka an'Andriamanelo etsy alasora. [2.48]
8  Blanche, blanche l'orchidée au col de la colline d'Alassour!
La pivoine embrase les sentiers sous les feux des couleurs immémoriales.
[2.466]
Vocabulaire  9  Géographie: agglomérations
10  Histoire: lieux
Analogues  11  nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloaltmaltsmrefsmrefsrc2481143982351mrefsmtoposids
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot Alasora
Citations  13  Textes citant Alasora
Illustrations 
14  15  16 

Mis à jour le 2024/11/01