Entrée |
zoto
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Faharisihana, fanaovana asa na zavatra an-taitrapo ary amim-paharisihana [1.1]
|
Explications en anglais | Zeal, diligence; [1.7]
|
Explications en français | Zèle, diligence; application [1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Nanery tena moa fa ny zoto tsy eo.
[2.4]
|
2 | Fa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto, hoy ny fahendren' ny Ntaolo.
[2.285]
|
3 | Ny mandeha tsy zoto, ny mitoetra tsy laina fa raharaha ifanomanana ka samy manao ny tandrifiny.
[2.587]
|
|
Dérivés |
Citations |
|