|
|
|
|

Entrée zohy
Partie du discours nom
Explications en malgache Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina: Niery tany anaty zohy ireo mpandositra [1.1]
Explications en anglais A cave, a cavern [1.7]
Explications en français Cave, tunnel, souterrain [1.3]
 Caverne, grotte [1.8, 1.13]
 Galerie [1.13]
Exemples 
1Niditra ny zohy indray aho hatory. [2.643]
2Teo am-bava-zohy, dia nofatorany koa ny tongony; [2.357]
Synonymes zoma
Article 

Entrée zohy
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanarahana avy eo aoriana
Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy
Famelana handeha aloha [1.1]

Mis à jour le 2024/09/08