Entrée |
voalohany
(aloha)
|
Partie du discours | adjectif ou adverbe
|
Explications en malgache | Loha laharana, ny aloha indrindra: Ny volana zanvie no volana voalohany amin' ny taona Fiandohana: Tany am-boalohany [1.1]
|
Explications en anglais | The first in the ordinal numbers. [1.2]
|
| First, the first [1.7]
|
Explications en français | Premier [1.3, 1.8]
|
| Premièrement Qui est en tête [1.3]
|
| Le premier En premier lieu [1.8]
|
Exemples |
1 | Izany no hatao voalohany indrindra.
[2.324]
|
2 | - Efa ho telopolo taona lasa izay no nidirako tato voalohany, hoy izy.
[2.471]
|
|
Morphologie |
Simple : |
voalohany,
voalohan',
voalohan-,
voaloham- |
Préfixée : |
-boalohany,
-boalohan',
-boalohan-,
-boaloham- |
|
|