Entrée | very | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | Tsy hita izay misy azy, tsy hita izay nalehany: Very ny peniko (izay atao koa hoe: Veriko ny peniko, na Very penina aho) ~ Very ny ondrinay Lany amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsisy antony: Very foana lahy ny androko! ~ Very maina ny hasasarako (taloha) Nandevozina, nesorina ny zo maha-olona afaka azy: Vary izy mianakavy fa tsy nahaloa ny volan' olona Voaheloka ho any amin' ny afobe: Ho very izay tsy mibebaka alohan' ny hahafatesany (fampianarana kristianina). [1.1] | ||||||
Explications en anglais | Lost Reduced to slavery [1.7] | ||||||
Explications en français | Perdu (autrefois) réduit en esclavage [1.8] | ||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
Entrée | very
![]() | ||||||
Partie du discours | adverbe | ||||||
Explications en malgache | tokoa [1.32, 1.17, 1.28] | ||||||
indrindra [1.32, 1.17] | |||||||
Mis à jour le 2023/07/13 |
![]() |