Entrée |
vata-
|
Partie du discours | forme morphologique de vatana
|
Exemples |
1 | Momba ny vata-miaramila gasy indray, adim-bazaha tsy azy iny ady iny
[2.472]
|
2 | Nohidiny ny vata-vy, dia norovitiny ireo taratasy, vao nodorany teo ambony bakoly
[2.529]
|
|
|
Entrée |
vata
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanaka vita amin' ny hazo na vy, atao fainetrahana fitafiana na zavatra hafa ao anatiny: Avalona ao anaty vata ny lamba madio Fotoben' ny famarana taloha izay natao koa hoe fahenim-bary, mitovy amin' ny 20 litatra na 2 dekalitatra ankehitriny; ny tapa-bata izany dia 10 litatra no fatrany [1.1]
|
Explications en anglais | A box; a trunk or suitcase; a rice-measure [1.7]
|
Explications en français | Caisse; malle, mallette; mesure de capacité [1.8]
|
Exemples |
1 | Vata roa mitsontsorika ny orony;
[2.69]
|
2 | Ataingina eo ambony talantalana io vata io.
[2.117]
|
3 | Alaivo ao anaty vata ao raha hijery ianareo.
[2.442]
|
4 | Sao dia amin' iroa vata anankiroa roa angaha.
[2.895]
|
|
|